
Alahady 25 may 2025
ALAHADIM-BOKATRY NY FIKAMBANAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA (FDL)« MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA »ALAHADY FAHADIMY MANARAKA NY PASKA«Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, fa izay ho reny dia holazainy…