- NIANDOHANY
- Tab Title 2
- Tab Title 3
“Ny alatsinainy 2 febroary 1863, dia nifidy izay ho Mpitandrina azy ny Fiangonana Amparibe, ka i Dadabe Rainimamonjy sy Andriambelo no lany tamin’izany …”
“Roa volana taorian’ny nanendrena ireo Mpitandrina ireo, izany hoe ny Aprily 1863, dia nanapa-kevitra ny Mpandray fa “hampianarina ny Tenin’Andriamanitra isan-tsabata ny ankizy”, ka i Parrett, very anarana hoe Raparetra no notendrena hitarika izany”.
“Azo ambara izany fa io fanapahan-kevitry ny Mpandray io no nanomboka ny Sekoly Alahady voalohany teto Amparibe. Io taona 1863 io no voarakitra ao amin’ny Bokim-piangonana no noraisin’Amparibe enti-mankalaza izao Jobily izao.”
Nalaina tao amin’ny Sekoly Alahady Taniketsan’ny Fiangonana, pejy 28 (boky fanamarihana faha 125 taona ny Sekoly Alahady, taona 1988)
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipisicing elit. Optio, neque qui velit. Magni dolorum quidem ipsam eligendi, totam, facilis laudantium cum accusamus ullam voluptatibus commodi numquam, error, est. Ea, consequatur.