TARATRY NY FAMONJENA

TARATRY NY FAMONJENA

Alahady 6 Aprily 2025

“VELONA NY TOMPO” “ALAHADY FAHADIMY AMIN’NY KAREMY” “ALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO” “ALAHADY NANOKANANA LOHOLONA” «”Velona Jehovah, isaorana anie ny vatolampiko”. II Samoela 22 :47a Alahady voalohany amin’ny volana aprily ibanjinana lohahevitra fitaizam-panahy vaovao eto amin’ny sehatry ny FJKM, dia…

Alahady 19 Janoary 2025

“LEHIBE NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA” FANOMPOAM-PIVAVAHANA HITONDRANA AMBAVAKA NY FILOHAN’NY FJKM SY NY TAOM-PIASANA VAOVAO “Miorena tsara, aza miova” I Koritiana 15:58 KIANJA TOERAM-PANOMANANA MPITANDRINA IVATO Alahady itondrana amim-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny Taom-piasana 2025. Mitarika : Andriamatoa RAKOTOBE Rajaomanjato…

Alahady 17 Novambra 2024

“IAINO NY TOE-PANAHY ARAKA AN’ANDRIAMANITRA” IVOM-BOKATRY NY SAMPANA MPANAZAVA SY TILY ALAHADY FAHA 25 MANARAKA NY TRINITE «Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo» Jaona 13 : 34a Alahadin’ny Sampana Mpanazava sy Tily eto amin’ny sahan’ny FJKM. Alahady…

Alahady 27 Oktobra 2024

«MIHAVAO AO AMIN’NY TOMPO NY MPINO» ALAHADY FAHA XXII MANARAKA NY TRINITE IVOM-BOKATRY NY SAMPANA FIFOHAZANA ALAHADIN’NY REFORMASIONA «…Masina hianareo satria Masina Aho Jehovah Andriamanitrareo» Levitikosy 19 : 2a <p style=”text-align: left;”><span style=”color: #696969;”>Alahady farany ibanjinana ny lohahevitra « MIHAVAO…

Alahady 20 Oktobra 2024

“MIHAVAO AO AMIN’NY TOMPO NY MINO” ALAHADY Masera MAMRE EO ANIVON’NY SAHAN’NY FJKM ALAHADY IVOM-BOKATRY NY SAMPANA MPIANGALY ZAVAMANENO « Koa amin’izany mivavaha toy izao ianareo » Matio 6 :9a Alahady fahatelon’ny volana oktobra izay mbola nibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy…

Alahady 06 Oktobra 2024

« MIHAVAO AO AMIN’NY TOMPO NY MINO »ALAHADIN’NY MPITANDRINANITONDRANA AM-BAVAKA NY MPITANDRINARAKOTOMANANA TAHIRY MIANAKAVYALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO“Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho.Hitsinjo anao ny masoko ka hanolotsaina anao Aho“ . Salamo 32 : 8Alahady voalohany amin’ny…

Alahady 29 Septambra 2024

« MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO »ALAHADY FAHA XVIII MANARAKA NY TRINITE« …Mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin’ny finoana , toy ny efa nampianarana anareo ka mazoto amin’ny fisaorana. » Kolosiana 2:7Alahady farany ibanjinana ny lohahevitra…

Alahady 22 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO” ALAHADY FAHA 17 MANARAKA NY TRINITE ALAHADIN’NY ASA FANDALINANA SY FNAMPINOANA (FFP) EO AMIN’NY SAHAN’NY FJKM IVOM-BOKATRY NY KATEKOMENA AKO “Ary tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny…

Alahady 15 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO”ALAHADY NANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NYFAHA 163 TAONANIORENAN’NY FITANDREMAN’ANDRIAMANITRATETO AMPARIBE FAMONJENA« Mampiasà ny tenanao ho amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra »I Timoty 6 :7bAlahady fahatelo amin’ny volana septambra. Alahady faha 16 manaraka ny Trinite, ibanjinana hatrany ny lohahevitra…

Alahady 08 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO”ALAHADY FAHA 15 MANARAKA NY TRINITEALAHADY IVOM-BOKATRYNY ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA (AFF)«Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko …” Ohabolana 4 :10Alahady faharoa amin’ny volana septambra, alahady ibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy : “Miorina amin’ny finoana ny mpino”.…