Alahady 04 may 2025

« MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA »ALAHADY FAHAROA MANARAKA NY PASKAALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO« Ary Jesoa feno ny Fanahy Masina… » Lioka 4:1a Alahady voalohany amin’ny volana aprily ibanjinana lohahevitra fitaizam-panahy vaovao, eto amin’ny sehatry ny FJKM, dia ny hoe : « Mitari-dalana ny…