Tovohery Rabako

Tovohery Rabako

Alahady 18 may 2025

ALAHADIN’NY MPIASA EO AMIN’NY FOIBE FJKM« MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA » “Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany…” 1 Korintiana 12: 1-11 Alahady fahaefatra manaraka ny Paska. Alahady natao hitondrana amim-bavaka ny mpiasa eo anivon’ny Foibe FJKM.…

Alahady 11 may 2025

ALAHADIN’NY SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA (SLK)« MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA » “fa mitandrema ianareo….” Marka 13:9-11 Alahady fahatelo manaraka ny Paska androany. Ity koa no alahady iarahana miombom-bavaka amin’ny Sampana Lehilahy Kristiana eto amin’ny sahan’ny FJKM ary ho an’ny Fitandremana eto amin’ny FJKM…

Alahady 16 Marsa 2025

«MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO ALAHADY FAHAROA AMIN’NY KAREMY IVOM-BOKATRY NY SAMPANA TANIKETSA “……..” ? : 15-21 Ity no alahady faharoa amin’ny Karemy izay natao indrindra ho fandinihan-tena ho antsika Kristiana. Ho an’ny Fitandremana eto amin’ny FJKM Amparibe Famonjena…

Alahady 23 Febroary 2025

«MAMONJY NY TENIN’ANDRIAMANITRA» ALAHADY FAHA 7 MANARAKA NY EPIFANIA “…fa amin’ny fahefana sy ny hery no andidiany ny fanahy maloto, dia mivoaka ireo…” Lioka 4: 31-37 Ity no alahady farany amin’ity volana febroary ity, izay mbola hibanjinantsika ny lohahevitra fitaizam-panahy…

Alahady 05 Janoary 2025

« LEHIBE NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA » ALAHADY VOALOHANY AMIN’NY TAONA ALAHADIN’NY EPIFANIA « Ary amin’izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin’ny ankavanan’ny seza fiandrianan’ny Avo Indrindra any an-danitra… » Hebreo 8. 1-6 Ity…

Alahady 15 Desambra 2024

« MANETRY TENA NY MPINO » ALAHADY FAHA 3 AMIN’NY ADVENTO IVON’NY HERINANDROM-BOKATRY NY FIKAMBANAN’NY MPITORITENY SY KATEKISTA ARY IREO VITA FIOFANANA (FMKF) “Fa izao no lazain’ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany…” Isaia 57 : 15-21 Ity…