
Alahady 07 Desambra 2025
ALAHADIN’NY MPITANDRINA“MANANTENA AN’ANDRIAMANITRA”ALAHADY FAHA 21 MANARAKA NY TRINITE«…Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.» Jaona 3. 16-21 Ity no alahady voalohany amin’ny volana…









