FJKM Amparibe Famonjena

Raharaha Alahady 19 Jolay 2026

Hoy ny Soratra Masina « Iza no hirahiko , ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho : Inty aho , iraho aho . » Isaia 6. 8Ampifaliana indray ry fiangonana malala no hiarahabana antsika rehetra tonga miara-miombom-bavaka eto…

FJKM Amparibe Famonjena

Raharaha Alahady 12 Jolay 2025

Hoy ny Soratra Masina « Iza no hirahiko , ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho : Inty aho , iraho aho . » Isaia 6:8Ampifaliana indray ry fiangonana malala no hiarahabana antsika rehetra tonga miara-miombom-bavaka eto, amin’ny…

Alahady 21 Jona 2026

ALAHADY IVON’NY JOBILY FAHA-35 TAONA SAMPANA VOKOVOKO MANGA« MANAPAKA AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO »Alahady 21 Jona 2026 Fiantsoana sy Fiderana Midera sy misaotra ny Tompo mandrakariva isika noho ny fotoana anio ahafahana miombom-bavaka eto an-tranony indray.Alahady fahatelo manaraka ny Trinité…

Alahady 14 Jona 2026

ALAHADY IVOM-BOKATRY NY ANTOKO MPIHIRA HASIN’NY FAMONJENA« MANAPAKA AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO »Alahady 14 Jona 2026 Fiantsoana sy Fiderana Alahady faharoa manaraka ny Trinite. Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondrana amim-bavaka ny Sekoly FJKM sy ivom-bokatry ny antoko mpihira Hasin’ny Famonjena…

Alahady 07 Jona 2026

ALAHADY VOALOHANAY MAMARANA NY TRINITE« MANAPAKA AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO »Alahady 07 Jona 2026 Fiantsoana sy Fiderana Alahady voalohany amin’ny volana jona, izay hibanjinana ny lohahevitra vaovao ho fitaizam-panahy eto amin’ny sahan’ny FJKM manao hoe : “ Manapaka amin’ny fahefany…

Alahady 31 Mey 2026

ALAHADIN’NY TRINITEALAHADY MAMARANA NY VOLANA MEY« MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA »Alahady 31 Mey 2026 Fiderana Alahady farany amin’ny volana mey ity alahady ity, mamarana ny fibanjinana ny lohahevitra hoe « Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina…

FDL 2026

Alahady 17 Mey 2026

ALAHADIN’NY FIRAISAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA (FDL)« MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA »ALAHADIN’NY MPIASAN’NY FOIBE FJKMAlahady 17 Mey 2026 Fiderana « Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina » no lohahevitra mbola banjinina eo amin’ny sahan’ny FJKM mandritra ity…

Alahady 10 Mey 2026

Alahadin’ny SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA manerana ny sahan’ny FJKM« MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA »Alahady 10 Mey 2026 Fiderana Alahady ivom-bokatra sady ivon’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 35 taonan’ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK) eto anivon’ny Fitandremana Amparibe Famonjena.…

Alahady 03 Mey 2026

ALAHADY FAHAEFATRA MANARAKA NY PASKAALAHADY VOALOHANY AMI’NY VOLANA MEY« MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA »Alahady 03 Mey 2026 Fiderana Alahady fahaefatra manaraka ny Paska. Alahady voalohany amin’ny volana may, ao anatin’ny fibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy vaovao hoe «…

Alahady 26 Aprily 2026

ALAHADIN’NY ASA TOPAZAIVOM-BOKATRY NY SAMAPANA KRISTIANA TANORA ZOKINY« MPANDRESY NY TOMPO »Alahady 26 Aprily 2026 Fiantsoana sy Fiderana Alahady farany amin’ny volana aprily, izay hamaranantsika koa ny fibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy hoe : « Mpandresy ny Tompo ». Rakotoarimanitra Narindra…