Catégorie  Alahady

Fanompoam-pivavahana Alahady

Alahady 02 Novambra 2025

ALAHADY NANDRAISANA IREO KATEKOMENA ANDIANY « IRAKO »« MAHANDRASA, HO AVY NY TOMPO »ALAHADY FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO«Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ny amboadia ; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala.» Matio 10. 16…

Alahady 26 Oktobra 2025

ALAHADIM-BOKATRY NY SAMPANA FIFOHAZANAALAHADIN’NY FIANGONANA REFORMASIONA« MAMORIA VOKATRA HO AN’NY TOMPO » «Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny Filazantsara» I Korintiana 9. 23a Alahady fahaefatra amin’ny volana oktobra, mbola nibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy eto amin’ny sahan’ny FJKM hoe: “Mamoria vokatra…

Alahady 05 Oktobra 2025

ALAHADIM-BOKATRY NY KATEKOMENAFANDRAISAN-TANANA NY Mpitandrina RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry sy ny Ankohonany« MAMORIA VOKATRA HO AN’NY TOMPO »ALAHADY FAHA XVI MANARAKA NY TRINITE«Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra hianareo.» I Kor. 3. 9 Alahady faha XVI manaraka ny Trinite androany.…

Alahady 28 Septambra 2025

ALAHADIM-BOKATRY NY KATEKOMENAALAHADY ITONDRANA AMIM-BAVAKA NY ASA FIKAROHANA SY FANDALINAMPINOANA (FFP)« VELON’NY FINOANA NY MPINO »ALAHADY FAHA XV MANARAKA NY TRINITE«Dia nino izy mbamin’ny ankohonany rehetra» Jaona 4. 53d Alahady faha xv manaraka ny Trinite. Alahadim-bokatry ny Katekomena izay nanao tatitr’asa sy…

Alahady 21 Septambra 2025

ALAHADY FAHA XIV MANARAKA NY TRINITE« VELON’NY FINOANA NY MPINO » «Ny zavatra rehetra dia hain’ny mino» Marka 9. 23b Alahady faha XIV manaraka ny Trinite androany. Ny Mpitandrina Rakotomanana Tahiry no nitory ny Teny. Rabenasolo Rija avy amin’ny Fikambanan’ny Mpitoriteny, Katekista…

Alahady 07 Septambra 2025

ALAHADY AKAFITA (Akany Fialofana Tangaina)« VELON’NY FINOANA NY MPINO »ALAHADY FAHA-XII MANARAKA NY TRINITEALAHADIN’NY MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO«Hoy Jesosy taminy : Efa nahita Azy ianao, sady Izay miresaka aminao izao no Izy. 38 Ary hoy izy : Tompoko, mino aho. Dia niankohoka…

Alahady 31 Aogositra 2025

« MIFAMPAHERY NY MPINO »ALAHADY FAHA-XIV MANARAKA NY TRINITE«Hidera an’i Johovah amin’ny foko rehetra aho». Salamo 111. 1 Alahady faha-efatra ambin’ny folo manaraka ny Trinité. Alahady farany amin’ny volana aogositra. «Mifampahery ny Mpino» no mbola loahevitra fitaizam-panahy. Ny Fikambanan’ny Mpitoriteny sy Katekista…

Alahady 24 Aogositra 2025

ALAHADY AKAFITA (Akany Fialofana Tangaina)« MIFAMPAHERY NY MPINO »ALAHADY FAHA-X MANARAKA NY TRINITE«Miambena ianareo, tomoera tsara amin’ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza. Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavana.» I Korintiana 16. 13-14 Alahady faha-efatra amin’ny volana aogositra ity alahady ity, mbola hibanjinana…

Alahady 10 Aogositra 2025

ALAHADY KFTM (MARITIORA)« MIFAMPAHERY NY MPINO »ALAHADY FAHA-VIII MANARAKA NY TRINITE«… Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe : Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa…

Alahady

Alahady 03 Aogositra 2025

ALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO« MIFAMPAHERY NY MPINO »Alahady fahenina manaraka ny Trinite«…mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny herin’ny faherezany» Efesiana 6. 10 Alahady voalohany amin’ny volana aogositra, ibanjinana lohahevitra fitaizam-panahy vaovao eto amin’ny sehatry ny FJKM, dia ny hoe : «…