“IAINO NY TOE-PANAHY ARAKA AN’ANDRIAMANITRA”

IVOM-BOKATRY NY SAMPANA MPANAZAVA SY TILY

ALAHADY FAHA 25 MANARAKA NY TRINITE

«Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo» Jaona 13 : 34a

Alahadin’ny Sampana Mpanazava sy Tily eto amin’ny sahan’ny FJKM. Alahady fahatelo ibanjinana ny lohahevitra : “Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra”.
Andriamanampy Norosoa no nitarika ny fotoana. Ny Mpitandrina Rakotomanana Tahiry no nitory ny tenin’Andriamanitra. Ny litorjia endriny faharoa no nentina nanatanterahina ny fanompoam-pivavahana. Toy izao ny perikopa voalahatra : Mika 6 : 6–8 ; Jaona 13 : 34–35 ; Efesiana 4 : 25–32.
Rasoanaivo Ny Koloina no nanao ny vavaka mialoha ny vakiteny ary namaky ny Testamenta taloha.
Ranaivo Rahamefy Radoniaina kosa no namaky ny Testamenta vaovao.

FOTOANAN’NY ANKIZY SY TANORA

Rakotoarisoa Dina no nanatanteraka ny fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora.
Nalainy tao amin’ny 2Petera 3:18a ny fampianarana: « …mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesoa Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. »TORITENY
Ny Jaona 13 : 34-35 no nangalana ny toriteny. Mizara roa toy izao ny fanazavana ny teny :
1.Ny fitiavana : didy nomen’i Jesoa ny mpianany.
2.Ny fitiavana : marika hamantarana fa mpianatry ny Tompo ianao.ASA VAVOLOMBELONA

TOMPON’ANJARA
Nitendry Orga : Rajaofetra Anthonio
Nikirakira fafana : Rabako Tovohery
Nikirakira fanamafisam-peo : Harentsoa Rova
Naka sary : Ranaivo Nathanaël sy Andrianandrasanarinaivo Manambina

No Images Found!

×

Fanomezana

« Samia manome araka izay efa nosaininy tao am-pony avy, fa tsy amin’alahelo na an-tery ; fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra. »

2 Korintiana 9:7

Misaotra noho ny fahamoram-ponao

Mampahery anay ny fanirianao hanohana ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena. Eo am-panomanana ny fomba fanomezana an-tserasera izahay, ary ho lazaina eto tsy ho ela izany. Mandritra izany dia azonao atao tsara ny manolotra ny fanatitrao amin’ny fotoam-pivavahana : isaky ny Alahady amin’ny 09:00 na ny Zoma hariva amin’ny 18:15.

Fanomezana

« Que chacun donne comme il l’a résolu en son cœur, sans tristesse ni contrainte ; car Dieu aime celui qui donne avec joie. »

2 Corinthiens 9:7

Merci pour votre cœur généreux

Votre désir de soutenir l’église FJKM Amparibe Famonjena nous touche beaucoup. Les moyens de don en ligne sont en préparation et seront annoncés ici très bientôt. D’ici là, vous pouvez remettre votre offrande lors des cultes : le dimanche à 9h00 et le vendredi soir à 18h15.

Fanomezana

“Let each man give according as he has determined in his heart, not grudgingly or under compulsion, for God loves a cheerful giver.”

2 Corinthians 9:7

Thank you for your generous heart

Your wish to support our church FJKM Amparibe Famonjena means a great deal to us. Online giving is being prepared and will be announced here very soon. In the meantime, you are welcome to bring your offering to our services: Sunday at 9:00 am and Friday evening at 6:15 pm.