Alahady 22 Desambra 2024

“MANETRY TENA NY MPINO”
ALAHADY IV ADVENTO
“Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin’ireny olona ireny.” Romana 16:17

Alahady fahaefatra amin’ny Advento ity alahady ity ary mbola ao anatin’ny iray volana ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manetry tena ny mpino ». Marihina fa alahady farany mialoha ny Krismasy ity sy fiarahana amin’ny STKZo nanokana ny zava-bita. Nisy koa ny fizarana valisoa an’ireo afa-panadinana ofisialy, SeFaLa, SeTeLa.
Ny Mpitandrina Rakotomanana Herintsoa Tahiry no nanatanteraka ny fanompoam-pivavahana manontolo tamin’ny Litorjia endriny faharoa sy nitory ny Tenin’Andriamanitra.
Ny Fanekem-pinoana Apostolika, laharana voalohany, no nentin’ny Fiangonana nanambara ny finoany an’i Jesoa Kristy.
Ny Perikopa voalahatra : Genesisy 3:9-15 ; Lioka 9:45-50 ; Romana 16:17-20
Ny Diakona Rakotondramboa Johary no nivavaka mialoha ny namakian-dRakotondramboa Riana, Diakona, ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.
Ny RFF no nanao anjara hira « Amindrao fo » taorian’ny toriteny.
Asa Vavolombelona : Telo sosona
1- Sakramentan’ny Batisa : Randriamihaja Happy Ily Mahaliana, Pruvot Yussel Manoa, Rafararison Fitiantsoa Nissi, Rafararison Itoerantsoa Elian.
2- Fizarana valisoa ho an’ireo afa-panadinana, notanterahin’ny STKZo.
3- Fanoloran’ny STKZo sy ny Taratry ny Famonjena ny « Centre d’accueil à l’entrepreneuriat » (Ivon-toerana MAnomana sy MAnohana ho amin’ny FIhariana « MAMAFI Famonjena ») izay fiaraha-miasa amin’ny Coopération allemande. Ny fanokanana ny efitrano, ao amin’ny Akany Rainimamonjy, dia natao taorian’ny fanompoam-pivavahana.
Tenin’ny Mpitandrina Rakotomanana Herintsoa Tahiry
Taorian’ny filazan-draharaha dia nanentana ny Mpitandrina ny amin’ny fidirana ho Katekomena ary nanentana koa ny amin’ny Herinandro Sambatra izay mbola mitohy ny alatsinainy 23 sy talata 24 desambra, ary iombonan’ny Firaisan’ny Sampana. Samy manomboka amin’ny 6 ora hariva izany.
Nisy ny Asa sy Fampaherezana taorian’ny fanompoam-pivavahana.

IMG_7621
IMG_7619
IMG_7618
IMG_7612
IMG_7610
IMG_0011


FOTOANAN’NY ANKIZY SY TANORA
Radanielina Noro, mpampianatra Sekoly Alahady, no tompon’anjara.
I Tesaloniana 4:9b “…satria ny tenanareo dia ampianarin’Andriamanitra hifankatia.”
Izany no nakany lesona fampianarana sy hafatra.
Maro ny sekoly etsy sy eroa, hoy izy, fa misy sekoly iray izay tena tsara indrindra dia ny sekolin’Andriamanitra izay mampianatra mifankatia.

TORITENY

Farany amin’ny Advento ity alahady ity, koa ahoana ny fiomananao amin’ny fitsenana ny Mesia ?
Toriteny miaro fampianarana no nataon’ny Mpitandrina. Ny Perikopa voalahatra, Romana 16 : 17-20 no noraisiny ka niaraha-novakiana ny and. 17 “Izaho mananatra anareo…” I Paoly Apostoly no mananatra, teny fanaovam-beloma io fampianarana sy fananarana io. Mampitandrina ny amin’ny fiombonan’ny Fiangonana, mampitandrina ny amin’ny fisarantsarahana sy ny fivakivakisana. Sarobidy ny Fiangonana.
Ny Fiangonana dia tsy fikambanan’olona miombon-kevitra fotsiny fa fikambanan’olona misy fivavahana iombonana ka mino an’i Jesoa Kristy.
Ny mampiombona antsika izany dia ny foto-pinoana sy ny asan’ny Fanahy Masina.


ASA VAVOLOMBELONA

TOMPON’ANJARA
Nitendry orga : Rajaofetra John sy Rajaofetra Anthonio
Nikirakira fafana : Raharijaona Nirina
Nikirakira fanamafisam-peo : Rabiazamaholy Hery Lanto
Naka sary : Rakotondramboa Andry
Nandray an-tsoratra : Rajaofetra Voahangy

IMG_7687
IMG_7685
IMG_7678
IMG_7677
IMG_7676
IMG_7674
IMG_7673
IMG_7672
IMG_7668
IMG_7667
IMG_7666
IMG_7665
IMG_7664
IMG_7663
IMG_7662
IMG_7661
IMG_7660
IMG_7659
IMG_7658
IMG_7657
3	åoQ<D¶?º€Gsöæ[¿F&'ő{Uæy££	Àæ=£â°&WiÜHŒœ?%=M¯mMºJÈ=—ÙD^AÞ»íICdw¼ §-¹é÷µC‘f¾A¨5®Î;"áû¢	î1­gJä¨=I<öÄOOׯ´6LnôÆêùx•î”ËLR–Š$­²^øòª¡ë¸’º©2AP9•¸ãŠê¨mñ#¯³WÔʱAœF:¤Ÿ!­.Ï£{ø‡ÆÀâgÜ;y¸QÕÏYZN;À°/Ot±3s'Eý5£OdÖ®Ì~//ԓvµÙB͒Õq¦®‡Úéœ:dÆOÕe‘ýúξ“[`Ê«f/v§ÀԜIÃ^©)ªéNêd8ŒHy‚±÷´»‘ˆT3ÏíÙ?KX°Ã%+FĬ’«’¨Êq‚1¸ŸÙÖy֯Әñп¸Ä׸®Çv£á›UŽÙ²‚*55#&XÉ.Ãx#–ýß_û<5SuŠþ®á²=#u‚†»†xKpº£¥9–¢®AQF⋍ÛÕ}7àÕacÙÆ&)yí6¥tóŽYäc퀡bžÂ㖒zòÄç¬mmBã¤ÿÔIªã{œ(Œ¤}ЁœcnrÛ¬?iéBã0GÕËVKNÆ&䆻iĶF`‹Ú³Ò	#ḃ¯'$àèÔ?‹U^W"]±Ô X¥Sƒ#·ÜÝþ]Ú½‰Ÿß)KãD3O,tœpÆ«"10‹0ÂÜ+=KE,QÇT2Ǥ®G†zyk¶ÛÕy³WFàËߢ,¥3º'Šì™€ýÄê¬öúþ%Ñj÷ÿæF–²•2<ArwH['ð:ê9ÉR1ë%l^Î(ä5-“ÃQnqˆœm]£;zÇOVÿà&m¶-c§Äa‰øƒ€í¬ëMnïÎѲJ¦-×êb‰ËKczFr£©”j»SH­¾©P¦ÖX¯VçÿújF™ÏS ރ äã‹í΢( †¦¥åÙNBr;3ϐžüuoÕTL¨Õ€¹JôÆIev›vÜˏ£ÚÛví'vswAbBþøâ*—Ï_m¨ÊƉ,[¤"5ˎòÒ©[·&í­xd•Tô)VôÔÒµS@­íl1¢Šù€·N|šhi×í‹6©ñí^pזní¢~à<±H0Côç÷yeu,0¼Šìg·´úÝÐë€0É <°ÎTC•,¥—D¨x 5'öœûNo7Øm͙ÕH*ª’£qj9)õ]ßù(¨˜àEû|½å°RUçÞ9󑏀Ðî8Ν¿gûÿë6ÊZjJŽzx‰Y«c+Q(Á'¼å±Iä+/RUQÄ¿áû–WŽyÀézµFr¼…çòї­v“ºÓâo•>¢þ4ٻ9ª¤†fYîpÉßK;	ª·§®¨â½Þóß»tó½ÞË~áÉ"[2ƒ8ÅsŽkæþ#R–†é:ʊgÿÕ;fìǃî–*Zøè"J©âÈÌÇ?æûô:ꬨâ3mö+˜½Ä}ˆPKLïA!·×'’=æXc åãüµWÒ¯§õëXÃóάÐhe¾$ªj¢ªeÄшØ|HÃùƒèK^7š3e¹}V^¯),É3(ƒŽee€ýçT§ƒöÃ_Èû¦~Ôwÿõѫ҅™wmo#héóFÛogV*Õc2÷±~®c³x8Æs·æus§Sÿkܧü"÷Ð]ìoâjŠ(plð9,V0±•S»—ó|U·LTq5t=ª-8~ú¢ÍòiikZIj–´ÖÀ+Dè6îïn¥÷�҄ß=7°ÃSÃ54ï%}y†h&=$ÌlpH*»I“9òùµp¸Á3’Ç5ÉÆT	š˜§µJ"ìCª”¹ð8'ç¨mQ=%WNS.5’ÕMW“ûMVs:Ȕ‘"•9,±u‘îò“B±äu„j‡OHb¿Šê ¦ŽšÛ/uC:HÁéÇþ£n`GÇ~†Š}±.Ç>¤Ä½ÎZºÑ4ŤpHÍ!‘Ë™#L…â82­MU|µQXQO²È¹ÝÌx…}ß³«…›²ÄŬ0d‘ÙÈ'»Œ.?RßöÖ²™ˆâ6pÿqUWÔØL«ì‘"EÄýÀÃ8ê÷µ[I©3̳ÃÔ±Ùèã™ÔLP)oNéÈeæwd§3õ^‡²-Ü¥qÂ6薦½¸9óBïJóÞ)÷ ƒ;;¥82€Tcâq­‚9Ï ‰æí’Ôâÿ´ “QQ#0¨uB¥ÓĞ~²ºñZӗ-óM½#evûMfË__ImžbÞÓC@M=<(cHüÃf77!’väœÍKŸwÅϋû`{Ï­MÓe£‘4u	´nLrÜà”<—ëjZ܃ˆziZ¼Yñüْšx+âŠÙNÝِlI	'hñ'ãà5š„Øàfæ(…ŒµÄ×jz{C[¨HŽžcW¨'vLDa—ŽáÕ¦¯¼c»X†—Lwwë0ÞÕ.¼h×Zhn”¾Ï@„µ¡V|žî™§O°g¬ªÒ͏IÿÖv๠6Z›so¡1*DNHŸˆ`ÊښÀÀ—´øŒ·_R&¹!'qŒøã¨MXʈ©Ú-ކíÁ•õhé!’¢–¤€¤4@‘Œû¯ä?[A±AÃTå[‰ð5Ú8j`’+÷”ò{dPJç췕¾ËigŽTÙâãzŠ*ºZy)bîw	X¹e%¼Œü2íªŸ00£ÈD–@nVšZšEg•âˆÊˆ2wFpN4š­ƒèfƒÉ‘Ô‰dĨ{³³•9ðiFbE±ÖZ‚®FõÎ0¹æ<<9i¥ðŽ&}½²a~½ñUø ‰ý¥=ÑÑFX0鯮,‹Û@`Aé6»g[eLW¼mÈ8˜àhÄÏ:1ž$•<CKÄHe ã## óÕË@wÞ0¡{zÒTĬµÉ<3GØ(»¶Ÿ“.íYyX‘ÔLÊáÂs¥²ÐB^÷]ӍCVÈ|S’ÀãÃOÅ5uSTÁ›^˜e¶ 0[«ÓÇR´÷œnÉÀô–'®Ž®Y	Â`üÏãªÖ6’!‰Üœ5‚ïuŒ$•“÷¥}’‰C!9ó6ðû:20ÎÜÐv)LjíYNñÂ7jZh÷QÍOrN¬û؁ÏîÓ)¦±¹#lÍÔö•53»îθ#…¥¹_§†æ$ZHF%$Ã*”V÷s»vƒ©SRäˆ]©5`î7áh­÷ù¨íûä¦D”ÉŒ‚茀¾§á¢éõÐ1ã2—éö¹QN÷[u,¾Ë”lw$
IMG_7655
IMG_7654
IMG_7641
IMG_7640
IMG_7639
IMG_7638
IMG_7637
IMG_7636
IMG_7634
IMG_7633
IMG_7632
IMG_7630
IMG_7628
IMG_7627
IMG_7619
IMG_7613
IMG_7607