
Alahady 22 Desambra 2024
“MANETRY TENA NY MPINO”ALAHADY IV ADVENTO“Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin’ireny olona ireny.” Romana 16:17 Alahady fahaefatra amin’ny Advento ity alahady ity…








