
Alahady 25 Janoary 2026
ALAHADIN’NY MARARY HODITRAFANOKAFANA NY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA 165 TAONAN’ NY FIANGONANAALAHADIN’NY FIRAISAN’NY SAMPANA«MAHEFA NY ZAVATRA REHETRA NY TOMPO»Alahady 25 Janoary 2026 Fiantsoana sy Fiderana Alahadin’ny Firaisan’ny sampana.Alahady nanokafana ny faha 165 taonan’ny Fiangonana miaraka amin’ireo sampana dimy mankalaza…








