
Alahady 02 Marsa 2025
«MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO» ALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO “Koa mibebaha hianareo dia ho velona“. Ezekiela 18 : 32b Alahady voalohany amin’ny volana marsa ibanjinana lohahevitra fitaizam-panahy vaovao eto amin’ny sehatry ny FJKM, dia ny hoe : “MIANTSO…








