
Alahady 19 Aprily 2026
ALAHADIN’NY TRINITEALAHADY FAHATELO MANARAKA NY PASKA« MPANDRESY NY TOMPO »Alahady 19 Aprily 2026 Fiantsoana sy Fiderana Alahady fahatelo manaraka ny Paska. Alahady fahatelo amin’ny volana aprily, mbola ao anatin’ny fibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy hoe : « Mpandresy ny Tompo ».…









