Alahady 20 Aprily 2025

ALAHADY PASKA“VELONA NY TOMPO”NANAOVANA VOKA-DEHIBE“Fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay” Daniela 6 : 27b Alahady Paska, Andro fandresena sy fahavelomana ary ivon’ny Voka-dehibe.Ny Mpitandrina Rakotomanana Tahiry no nitarika ny fotoana sy nitory ny Tenin’Andriamanitra. Ramatoa Rakotomanana Andy no…

Alahady 6 Aprily 2025

“VELONA NY TOMPO” “ALAHADY FAHADIMY AMIN’NY KAREMY” “ALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO” “ALAHADY NANOKANANA LOHOLONA” «”Velona Jehovah, isaorana anie ny vatolampiko”. II Samoela 22 :47a Alahady voalohany amin’ny volana aprily ibanjinana lohahevitra fitaizam-panahy vaovao eto amin’ny sehatry ny FJKM, dia…

Alahady 30 Marsa 2025

« MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO » Alahady nitondrana amim-bavaka ny Asa FIfandraisana sy FAmpahalalamBaovao (AFIFAB) « Raha mbola manana ny mazava ianareo, dia minoa ny mazava ». Jaona 12 :36a Alahady fahaefatra amin’ny Karemy, handinihan-tena mialoha ny andro…

Alahady 23 Marsa 2025

««MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHABNA NY TOMPO» ALAHADY FAHATELO AMIN’NY KAREMY « Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin’ny fanatrehan’ny Tompo. » Asan’ny Apostoly 3 :19 Alahady fahatelo amin’ny Karemy, fotoana natokana…

Alahady 16 Marsa 2025

«MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO ALAHADY FAHAROA AMIN’NY KAREMY IVOM-BOKATRY NY SAMPANA TANIKETSA “……..” ? : 15-21 Ity no alahady faharoa amin’ny Karemy izay natao indrindra ho fandinihan-tena ho antsika Kristiana. Ho an’ny Fitandremana eto amin’ny FJKM Amparibe Famonjena…

Alahady 09 Marsa 2025

«« MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO » ALAHADY VOALOHANY AMIN’NY KAREMY ALAHADIM-BOKATRA RANTSANA FANATANJAHANTENA SY FIALAMBOLY (RFF) « … tsy avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota mba hibebaka. » (Lioka 5. 32) Alahady faharoa amin’ny volana marsa…