Alahady 06 Oktobra 2024

« MIHAVAO AO AMIN’NY TOMPO NY MINO »ALAHADIN’NY MPITANDRINANITONDRANA AM-BAVAKA NY MPITANDRINARAKOTOMANANA TAHIRY MIANAKAVYALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO“Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho.Hitsinjo anao ny masoko ka hanolotsaina anao Aho“ . Salamo 32 : 8Alahady voalohany amin’ny…

Alahady 29 Septambra 2024

« MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO »ALAHADY FAHA XVIII MANARAKA NY TRINITE« …Mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin’ny finoana , toy ny efa nampianarana anareo ka mazoto amin’ny fisaorana. » Kolosiana 2:7Alahady farany ibanjinana ny lohahevitra…

Alahady 22 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO” ALAHADY FAHA 17 MANARAKA NY TRINITE ALAHADIN’NY ASA FANDALINANA SY FNAMPINOANA (FFP) EO AMIN’NY SAHAN’NY FJKM IVOM-BOKATRY NY KATEKOMENA AKO “Ary tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny…

Alahady 15 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO”ALAHADY NANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NYFAHA 163 TAONANIORENAN’NY FITANDREMAN’ANDRIAMANITRATETO AMPARIBE FAMONJENA« Mampiasà ny tenanao ho amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra »I Timoty 6 :7bAlahady fahatelo amin’ny volana septambra. Alahady faha 16 manaraka ny Trinite, ibanjinana hatrany ny lohahevitra…

Alahady 08 Septambra 2024

“MIORINA AMIN’NY FINOANA NY MPINO”ALAHADY FAHA 15 MANARAKA NY TRINITEALAHADY IVOM-BOKATRYNY ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA (AFF)«Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko …” Ohabolana 4 :10Alahady faharoa amin’ny volana septambra, alahady ibanjinana ny lohahevitra fitaizam-panahy : “Miorina amin’ny finoana ny mpino”.…

Alahady 01 Septambra 2024

MIORINA AMIN’NY FINOANY NY MPINOALAHADY FAHA 14 MANARAKA NY TRINITEALAHADY NANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO“Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo…“ . Asan’ny apostoly 13 : 38Ny Vaomieran’ny Aim-panahy (VAP) no nitarika ny fotoana…

Alahady 28 Janoay 2024

« LEHIBE NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA »Alahady fahatelo manaraka ny EpifaniaALAHADY NATOKANA HO AN’NY FIRAISAN’NY SAMPANA“Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va? ” Lioka 17 : 18Alahady farany amin’ny volana janoary, mbola hibanjinana…

Alahady 14 Janoary 2024

“LEHIBE NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA”ALAHADY I MANARAKA NY EPIFANIAALAHADY NITONDRANA AMIM-BAVAKA IREO MPANAO RAHARAHAN’NY FIANGONANA“ Fa lazaiko aminareo tokoa : Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra. ”Lioka 9:27Alahady voalohany manaraka ny Epifania ary alahady faharoa amin’ny…

Alahady 07 Janoary 2024

“LEHIBE NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA”ALAHADY VOALOHANY AMIN’NY TAONAALAHADIN’NY EPIFANIAALAHADY NITONDRANA AMIM-BAVAKA SY FIARAHABANA IREO RAIAMANDRENY MPITANDRINA SY NY ZOKIOLONA“…Tratrantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin’ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’izany anananao rehetra. ” I Samoela 25:6bAlahady natokan’ny Fitandreman’ Andriamanitra…

Alatsinainy 01 Janoary 2024

« LEHIBE NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA»FANOMPOAM-PIVAVAHANA ISAORANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY TAONA VAOVAO« Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo ; fa manakaiky ny fanavotana anareo »Lioka 21 : 28Androany no fanompoam-pivavahana voalohany amin’ity taona 2024 ity.…